Manana tolotra miavaka ny PAMF izay nampifanarahana amin’ny fivoaran’ny teknolojia. Chatbot “AINA”, izay hita ao amin’ny Messenger Facebook, dia mamaly amin’ny fotoana rehetra ny hetahetaha’ny mpanjifa sy mpampiasa ny tambazotra
- Mikirakira ireo fangatahana findrama-bola sy fanokafana ny kaonty Tahiry
- Mamaly eo no ho eo ny fangatahana
- Valin-teny mifanaraka amin’ny filàn’ny mampiasa ny tolotra
- Mamaly ireo fangatahana fanazavana mikasika ny PAMF
- Mampahafantatra ireo toerana ahitana ny PAMF
- Mamaly anao 24h/24ora et 7/7 andro