
Izahay dia manolotra Tahiry sy petra-bola maharitra mifanaraka amin’ny filanao, misy zana-bola hahafahanao manantanteraka ny tetikasanao amin’ny ho avy.
KAONTY TAHIRY |
Apetraho ato amin’ny kaonty tahiry PAMF ny volanao, fa petrabola tsotra, azo antoka, voaaro sy azo itokisana. Ny tombony dia voakarakara tsara ireo mpanjifa ary mihaino ny filàn’ny mpanjifa izahay hahafahana manoro hevitra azy ireo.
|
Ny antontan-taratasy ilaina ho amin’ny fanokafana kaonty tahiry dia ireto avy:
|
TAHIRY HO AN’NY ANKIZY |
Mitehiriza vola ho fanomanana ny ho avin’ny zanakao
|
Ny antontan-taratasy ilaina ho amin’ny fanokafana kaonty tahiry dia ireto avy:
|
TAHIRY HO AN’NY VEHIVAVY |
Vehivavy ianao ary manana faniriana hanagom-bola hanatanterahanao tetikasa
|
Ny antontan-taratasy ilaina ho amin’ny fanokafana kaonty tahiry dia ireto avy:
|
TAHIRY HO FANOMANANA NY FISOTROAN-DRONONO |
Omano dieny izao ny fisotroan-dronononao
|
Ny antontan-taratasy ilaina ho amin’ny fanokafana kaonty tahiry dia ireto avy:
|
TAHIRY HO FANORENANA NY TRANO |
Homano dieny izao ny tahiry hanatanterahanao ny nofinofinao
|
Ny antontan-taratasy ilaina ho amin’ny fanokafana kaonty tahiry dia ireto avy:
|
Mila fanampiana ? Manatona ny masoivoho akaiky anao indrindra eto.