
TOLOTRA NOMERIKA MIAVAKA

Tolotra 100% nomerika izay hahafahanao mindram-bola ao anatin’ny fotoana fohy amin’ny alalan’ny findainao.
Miaraka amin’ny m-kajy, afaka mindram-bola an-kalalahana amin’ny fotoana rehetra!
Ity tolotra ity dia azonao alaina sy ampiasaina amin’ny fotoana rehetra, 24/7 andro, manerana an’i Madagasikara
Miaraka amin’ny m-kajy, afaka mindram-bola an-kalalahana amin’ny fotoana rehetra!
Ity tolotra ity dia azonao alaina sy ampiasaina amin’ny fotoana rehetra, 24/7 andro, manerana an’i Madagasikara
Ireto avy ny tombontsoa azonao amin’ny fampiasana ny tolotra :
- Tolotra findramam-bola azonao ampiasaina raha misy ny tampoka
- Azonao ampiasaina 24ora/7andro, manerana an’i Madagasikara
- Ahazoana vola hatramin’ny MGA 1 000 000
- Tolotra azonao ampiasaina 100% amin’ny alalan’ny finday
- Famindrana vola maimaim-poana amin’ny fotoana rehetra avy ao amin’ny kaontinao m-kajy makany amin’ny kaonty Orange Money
- Tsy misy sarany ny fikirakirana ny kaonty
Fantaro ireo fepetra mikasika ny fanjifana ny tolotraeto.