Maniry hiasa tao amin’ny PAMF ?

Manana ny anjara toerany lehibe ny mpiasa ato amin’ny PAMF ary isan’ny fofotra mampandroso ny orinasa izany.

Manome lanja ny fampitoviana sy manao izay hampazoto ny mpiara-miasa no asan’ny mpiandraikitra ny maha olona

Omena sehatra hahafahany mivelatra sy miakatra amin’ny ambony kokoa hatrany ny mpiasa rehetra efa miasa ato amin’ny PAMF

Ireo soatoavina:
  • Fanajana ny mahaolona
  • Fanaovana ny asa am-pahamendrehana
  • Manao ny asa araka ny tokony ho izy
  • Fahaizana miara-miasa
  • Fikatsahana hatrany ny lafatra

Raha te ho isan’ny fianakaviam-ben’ny PAMF ianao dia ireto ny tolotrasa misy :