Ny Orinasa

Ny “ Première Agence de Microfinance (PAMF)” Madagasikara dia natsangan’ny “Agence Aga Khan pour la microfinance(AKAM) » tamin’ny taona 2006 ho orinasa tsy miankina.
Ao anatin’ny “Réseau Aga Khan de développement (AKDN) » ny PAMF, izay miasa eo anivon’ny firenena mihoatra ny 25.

NY ASA HINADRAIKETAN’NY PAMF

Ny iraka napetraka tamin’ny PAMF dia hamongotra ny fahantrana et Madagasikara, ny fanatsarana ny fari-piainan’ireo olona sahirana sy marefo ara-pivelomana amin’ny alàlan’ny fanamorana ny fahazoana ireo vahaolana ara-bola izay mifanaraka amin’ny sehatry ny varotra misy eo an-toerana. Noho izany dia manampy ny mpanjifa izahay hahazaka tena ary hahazo ny fahaiza-manao ilainy ahafahan’izy ireo miditra ao amin’ny tambajotra ara-bola mahazatra.

NY VINAN’NY PAMF

Ny fenitra tratrarina dia mba ho mpamatsy tolotra ara-bola misongadina i PAMF eto amin’ny Nosy, ka handray anjara mivantana amin’ny fampihenana ny fahantrana eo anivon’ny firenena sy ny fampandrosoana ara-toekarena amin’ny alàlan’ny famatsiana vokatra sy tolotra ara-bola maharitra.

LAFINY MAHAOLONA

Miisa 450 ireo mpiara-miasa matihanina izay mifanolo-tanana sy mandray anjara mavitrika hahazoana vokatr’asa tsara ho fampiroboroboana ny orinasa. Izany dia natao hanomezana fahafaham-po hatrany ireo mpanjifa.

NY ETIKA

  • o Firaisan-kinan’ny rehetra: Manolotra vahaolana ara-bola azon’ny rehetra idirana, indrindra fa ireo izay voailika sy mitoka-monina
  • o Fahamendrehana sy fanajana: Miaro ny tombontsoan’ny mpanjifa, izay voasokajy ho mponina sahirana sy marefo eo anivon’ny fiaraha-monina
  • o Fizakan-tena: Manampy ny olona hanampy ny tenany. Manolotra fahafahana ho azy ireo hampivelatra ny fahaiza-manaony rehetra mba hahatonga azy ireo hahaleotena ara-bola.
  • o Fangorahana: Mihaino ny mpanjifa mba hahafantarana ny filàn’izy ireo ary hahafahana mikendry tolotra mifanaraka amin’ny zavatra ilainy

NY FOTO-KEVITRA

  • o Manamora ny fidirana amin’ny vokatra sy ny tolotra ara-bola izay manana kalitao mifanaraka amin’ny fianakaviana sy ny mpandraharaha madinika
  • o Manombana ny fiantraikan’ny asa atao amin’ny kalitaon’ny fiainan’ny mpanjifa
  • o Mampaharitra ny asa atao amin’ny alàlan’ny fahaizana mitantam-bola sy ny fidiram-bola maharitra.
  • o Mampivelatra ny fahaiza-manao an’ireo mpiasa, izay loharanon-kevitra sarobidy indrindr.

IREO MPIARA MIOMBON’ANTOKA

AKAM

AKFED

NY EKIPA MPITANTANA

Ny PAMF dia faly manolotra ireo ekipa mandrafitra ny fitantanana izay manara-maso ny ezaka ataon’ny orinasa ary miantoka ny fahombiazan’ireo mpiara-miasa rehetra.
sy ny asa rehetra atao

Guy Ratsimbazafy Narindra Rakoto Faravololona Andriamanalina

Guy RATSIMBAZAFY

Directeur Général

«Tout est possible»

Narindra RAKOTO

Directeur Administratif et Financier

«Si vous aimez ce que vous faites, vous réussirez»

Faravololona ANDRIAMANALINA

Responsable des Ressources Humaines

«Une équipe solide est la condition sine qua non de la réussite»

 

Eric Valery Marcel

Tovo Santatra

Eric Valery MARCEL

Responsable Risques et Conformités

«Tomber est permis, se relever est ordonné»

Tovo RAKOTOZANANY

Responsable Informatique

«Tout problème a des solutions»

Santatra ANDRIAMPARANY

Responsable Services Financiers Numériques

«Les trois mots clés du succès : humilité,intégrité, courage»

Ina Rojo

Herimbola RAKOTOLEHIBE

Responsable Audit Interne

« Faites votre travail avec professionnalisme »

Kadiatou-Ina DIALLO

Responsable de la Digitalisation et Transformation Bancaire

« Le travail paye toujours »

Rojo RANDRIAMANALINA

Responsable Business Intelligence & Data Analytics

« Prenez soin de vos données et elles prendrons soin de votre business »

Ina Njara RAKOTOSOA

Hajatiana Nomenjanahary ANDRIAMANANA

Responsable Microfinance

Mireille ROBERDISON RAVOLOLONIAINA

Responsable PME

Njara RAKOTOSOA

Responsable de Dépôts