Tolotra « Wallet to Bank »

  • Mora, haingana ary azo antoka
  • Manamora ny fiainan’ny mpanjifa mampiasa ny tolotra ara-bola
  • Afaka mamindra vola ao amin’ny kaonty misokatra ao amin’ny PAMF amin’ny alalan’ny kaonty Orange Money
  • Afaka manao famerenam-bola ao amin’ny kaonty PAMF amin’ny alalan’ny kaonty Orange Money

Tolotra « Wallet to Bank »