NY TAMBAZOTRA AGA KHAN DE DÉVELOPPEMENT

NY TAMBAZOTRA AGA KHAN DE DÉVELOPPEMENT

Hanatsara ny toe-piainana sy ny kalitaon'ny fiainan'ny olona sahirana no tanjon'ny Tambajotra Aga Khan (AKDN). Mampiasa fomba fiasa amin'ny lafiny maro amin'ny fampandrosoana ny AKDN mba hanampiana ny vondrom-piarahamonina sy ny olombelona tsirairay ho lasa mahaleo tena. Miasa sy miantsehatra amin’ny firenena miisa 30 mahery eran-tany ny AKDN. Eto Madagasikara dia miasa any ambanivohitra sy an-tanàn-dehibe, manohana ny vokatra fambolena sy manamora ny fidiran'ny mpamokatra amin'ny tsena ihany koa ny AKDN. Miantsehatra amin'ny sehatry ny sakafo sy ny fiovaovan'ny toetr'andro amin'ny alalan'ny fanamorana ny fahazoana tolotra ara-bola ihany koa ny AKDN. Nanomboka tamin'ny taona 2005 no nisian'ny tambajotra AKDN tamin'ny alalan'ny Fondation Aga Khan napetraky ny OSDRM sy ny PAMF. Samy resilahatra amin'ny firotsahana an-tsehatra ho an'ny fampandrosoana ireo orinasa roa anatin'ny tambajotra ireo.
Les activités du réseau AKDN