
Rehefa manakaiky ny fety dia mihamaro ny zavatra atao : ny fiomanana, ny fandaniana isan-karazany, ary indraindray misy koa ny tranga tsy ampoizina. Amin’ireny fotoana ireny dia afaka manampy betsaka ny findramam-bola haingana mba hitazonana ny filaminan’ny teti-bola.
«m-kajy» dia vahaolana tsotra, 100% amin’ny alalan’ny finday, hahafahanao mindram-bola sy mitanitana ny volanao am-pilaminana.
«m-kajy»: fampindramam-bola amin’ny finday manamora ny fiainanao
Tolotra 100% nomerika novolavolaina miaraka amin’ny Orange Money ny «m-kajy». Tsy mila mandeha any amin’ny masoivoho intsony na mameno taratasy lava, fa amin’ny ny findainao avokoa ny dingana rehetra.
Afaka mindrana hatramin’ny 3 500 000 Ar ianao, ary manana 30 andro hamerenana ny vola.
Vahaolana mety tsara izany raha mila vola maika, misy tetikasa haingana misy tanterahina, na te hanamboatra teti-bola.
Tsotra ny dingana arahana :
- Mila manana kaonty Orange Money ianao
- Miditra amin’ny tolotra «m-kajy»
- Manao ny fangatahana findramam-bola
- Ary tonga avy hatrany ao amin’ny findainao ny vola
Ny mampiavaka ny tolotra dia noho izy mora ampiasaina. Raha misy fanamboarana maika, faktiora mila aloa haingana, na tetikasa tsy afaka miandry : m-kajy no vahaolana haingana sy azo antoka mety aminao. Izany indrindra no fanambin’ny « microfinance » amin’ny fanomezana tolotra nomerika: mora ampiasaina ary mifanaraka amin’ny filànan’ny rehetra isan’andro.
Nahoana no tena ilaina mandritra ny fety ny «m-kajy» ?
Ny fotoanan’ny fety dia mitondra fifaliana, saingy matetika koa mitombo tampoka ny fandaniana. Amin’izay fotoana izay dia afaka manampy anao ny «m-kajy» mba tsy hanakorontana ny teti-bolanao.
Tena manampy anao mandritry ny fety ny « m-kajy » satria :
- Mamaha haingana ireo olana tsy ampoizina: fanomezana hadino, dia aleha tampoka, na fikarakarana farany atao.
- Manala ny ahiahy : mindrana ny vola ilainao amin’ny fotoana ilainao.
- Manampy anao hankafy ny fety am-pitoniana: tsy mila manahy ny toe-bolanao.
- Azo ampiasaina amin’ny ora rehetra isanandro (24h/7) : na amin’ny andro fety na amin’ny andro alina aza dia afaka mandefa fangatahana ianao.
Ahoana no hidirana amin’ny tolotra «m-kajy»?
Tsotra ny fidirana amin’ny «m-kajy», ary izany indrindra no mahatonga azy ho mora ampiasaina.
Ireto avy ny dingana arahina raha te hisoratra anarana amin’ny m-kajy :
- Midira ao amin’ny menu Orange Money
- Tsindrio #144#41# amin’ny findainao na ampiasao ny application Max It
- Ampidiro ny laharan’ny karapanondronao
- Mahazo SMS ianao rehefa mivaly ny fangatahanao
Haingana, mora ary azo antoka ny fampiasana ny tolotra « m-kajy ». Ao anatin’ny fotoana fohy dia afaka mahazo fampindramam-bolamifanaraka amin’ny fiainana andavanandro ianao.
👉 Te hahafantatra bebe kokoa momba ny tolotra «m-kajy» ve ianao?
Jereo eto ny antsipiriany rehetra ary fantaro ireo safidy rehetra misy !
