
Maneho ny fandraisany andraikitra eo aminâny fiaraha-monina ny orinasa iray rehefa miseho aminâny alalanâny asa mivaingana ho anâireo olona tena mila fanohanana izany. Ho fanamarihana ny Iray volanâny ankizy sy ny fankalazana ny Asaramanitra, dia nanolotra fanohanana ho anâny Centre Nouveau Relais des Jeunes (NRJ) Andavamamba ho anâireo ankizy sahirana manodidina ny 300 mipetraka ao.
Ity hetsika ity dia manamafy indray ny fanirianay hametraka ny soatoavina maha olombelona ho ivonâny asa rehetra ataonay, ary hanohananay isanâandro ireo fiarahamonina.
Fanohanana mivaingana ho anâireo ankizy marefo indrindra
Nandritrâity hetsika ity, dia natolotra kojakoja ilaina andavanandro, bodofotsy ary akanjo mafana ho anâireo ankizy ao aminâny NRJ izahay. Tafiditra anatinâizany ireo ankizy mipetraka ao aminâny ivo-toerana sy ireo tanora raisina ao aminâny trano fandraisana vonjimaika.
Niasa ho anâireo ankizy miaina an-dalambe na ao anatinâny fahasahiranana lalina, nandritry ny taona maro, ny Centre NRJ. Ireo ivon-toerana ao Andavamamba sy Mandroseza, dia manome fanohanana sy fanabeazana ho anâireo ankizy, izay matetika iharanâny fanilikilihana, tsy fandriampahalemana ary fahasahiranana ara-pianakaviana.
Ankoatra ny fanampiana ara-materialy, dia mitondra hafatra tsotra nefa manan-danja ity hetsika ity : ny ankizy tsirairay dia mendrika ho hita, ho arovana, ho henoina ary ho tohanana aminâny lalam-piainana diaviny.
Andraikitra RSE an’ny orinasa

Ny politika RSE na ny fandraisana andraikitra eo aminâny fiaraha-monina dia tsy mijanona eo aminâny rafitra ara-pitantanana fotsiny ihany. Miseho aminâny alalanâny asa mivaingana izany, izay natao hanatsarana maharitra ny fiainanâireo olona marefo indrindra.
Nanomboka ny taona 2006, miasa isanâandro izahay mba hanamorana ny fisitrahanâny rehetra ireo tolotra ara-bola sy hampihenana ny fahantrana eto Madagasikara. Saingy tsy mijanona aminâny asanay fototra izany fanoloran-tena izany. Heverinay fa andraikitray ihany koa ny mandray anjara aminâny fampandrosoana ara-tsosialy sy mamaly, araka izay azo atao, ireo filĂ na fototry.
Ny vinanay dia mifototra aminâny hoe : tsy misy fampandrosoana maharitra raha tsy misy firaisankina, fihainoana ary fanohanana ireo olona marefo.
Ny fampiatiana ho soatoavina fototra
Matetika ny âfampiatianaâ dia heverina ho fanamorana ny fisitrahana tolotra ara-bola ihany. Saingy manomboka aminâny fanajana ny hasinâny olona tsirairay sy ny finiavana tsy hanilika olona izany.
Ny fanohananay ny Centre NRJ, dia manamafy ny fandraisanay andraikitra eo aminâny fiaraha-monina, izay ahafahanâny tsirairay mahita ny toerany, na inona na inona fahasahiranany na tantarany. Mino izahay fa zava-dehibe ny fanohanana ireo vondrom-piaraha-monina marefo indrindra sy mandray anjara aminâny fanatsarana ny fiainanâizy ireo.
Fandraisana andraikitra eo anivon’ny fiaraha-monina
Indraindray, fihetsika kely iray dia afaka manova zavatra mihoatra lavitra noho izay vita anatinâny iray andro. Ny fanomezana dia mampahatsiahy antsika fa ny hetsika iray dia mitondra hafatra mafonja : ny fandraisana andraikitra eo aminâny fiaraha-monina no iray aminâireo singa manan-danja indrindra mitondra fiovana.
Santionany aminâireo hetsika ataonay, fa manasa anao hijery ireo hetsika hafa nataonay teo aloha.











