
Eto Madagasikara, ny fananana fiara na kodiarandroa (moto) dia tsy haitraitra fotsiny ihany. Fitaovana ilaina ho anâny fivezivezena sy aminâny asa izany. Ho anâny olona maro, na olon-tsotra na mpandraharaha, mbola sakana lehibe ny fahazoana famatsiam-bola ho anâny fiara sy kodiarandroa.
Mba hamaliana izany filĂ na izany indrindra no nipoiranâny fiaraha-miasanâny PAMF sy MADAUTO. Ny tanjona dia ny hanamorana sy hanafainganana kokoa ny fahazoana fiara na kodiarandroa. Tsotra ny vahaolana omenay ary natao hanohanana ireo tetikasa rehetra.
Tolotra mifanaraka aminâny hetahetanao
Ity fiaraha-miasa ity dia manolotra vahaolana mifanaraka aminâny filanâny tsirairay. Na mpiasa, na mpandraharaha mahaleo tena, na tomponâorinasa ianao, dia mora kokoa ny ny fisitrahana ireo fiara sy kodiarandroa ao aminâny MADAUTO.
Tsotra ny vahaolana omenay : manome tolotra fampindramam-bola sy manamora ny fahazoana misitraka fiara na kodiarandroa am-pitoniana. Natao ho mazava sy fohy ny dingana arahana, mba hanatanterahanao ny vinanao am-pilaminana.
Vahaolana tsotra sy azo antoka hahazoana fiara sy kodiarandroa
Noho ity tolotra ity, lasa mora sy haingana ny dingana arahana raha te hahazo fiara sy kodiarandroa. Afaka manao ny fangatahana avy hatrany eny aminâny toeram-pivarotanâny MADAUTO ianao. Anatinâny fotoana fohy ny fikarakarana ary voaaro kokoa ny mpanjifa mandritr’izany fotoana izany.
Afaka misafidy malalaka ny fiara na kodiarandroa mety aminao ianao. Misy tomponâandraikitra mandray an-tananao ny fangatahanao sy manampy anao aminâny fikarakarana rehetra. Satria ny fahafahamponao no imasoanay.
Manamafy ny fandraisany anjara ho anâny fampiatiana ara-bola sy ny fandrosoana maharitra ny PAMF sy ny MADAUTO aminâny alalanâity fiaraha-miasa ity. Ny fahazoana fampindramam-bola ho anâny fiara sy kodiarandroa dia fitaovana tena ilaina hanampiana ny olon-tsotra sy ny mpandraharaha hampivoatra ny fiainany sy ny asany isanandro.